Sport

Rugby ady volabe teny Malacam Norombahin’ny CNaPS Rugby nanoloana ny Cosfa


  • Talata 12 Novambra 2019

Ny ekipan’ny CNaPS Rugby no nandrombaka ny amboara vola be natolotra teny amin’ny kianja Malacam Antanimena tamin’ny alahady

 

 

10 novambra 2019 lasa teo. Lavony tamin’ny isa nazava 21-8 ny Cosfa tamin’izany lalao fihantsiana izany.

 

Ireo vokatra rehetra tamin’ny alahady 10 novambra :

 

Fifaninanana Federaly 2 : Ftam 10 – 0 Asa

Fifaninanan Federaly 1: Tfa Anatihazo 15 – 20 Jsta Ambondrona  ; Fta Andavamamba 28 – 31 XV Fa.

Fifaninanana Fm2tr : Tmaa 14 – Ftva 09 ; Cosfa 08- 21 Cnaps Rugby.

                                                                                 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT