Sport

Rugby à XV “GOLD TOP20-2019” Tena nangotraka tokoa teny amin’ny kianjan’i Makis


  • Alatsinainy 30 Septambra 2019

Tontosa tamin’ny sabotsy 28 sy omaly alahady 29 septambra 2019 teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny andro voalohany amin’ilay

fifaninanana rugby fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara federaly 1 “GOLD TOP20-2019”  karakarain’ny Malagasy Rugby miaraka amin’ny Gold sy Bfv Sg ary ny Orange. Azo ambara fa tena nangotrangotraka tokoa ny teny an-kianja nandritra ireo roa andro ireo.

Vokatra rehetra azo :

XV Fa Ampasika 16 - 23 Ftba Andohatapenaka ; 3Fb Fahasalamana 43 - 21 3F5 Amboditsiry, Usa Ankadifotsy 22 - 26 3Fai Vakinankaratra ; Tam Anosibe 03 - 10 Stm Savony ; Jsta Ambondrona 18 – 29 Tfma Ankasina ; XV Avenir Andohatapenaka 25 - 22 Vtma Antsalovana ; Scb Besarety 20 – 08 UsIkopa ; Uscar Fivondronana 22 – 33 Cnaps Haute Matsiatra.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT