Sport

Rugby à XV “GOLD TOP20-2019” Fantatra ireo ekipa iray vondrona


  • Alarobia 25 Septambra 2019

Tontosa omaly talata 24 septambra 2019 nanoloana ny solontenan’ireo mpandray anjara sy ny mpanao gazety,

 

 teny Andohatapenaka, ny fizaram-bondron'ny fifaninanana rugby fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara federaly 1 “GOLD TOP20-2019”  karakarain’ny Malagasy Rugby miaraka amin’ny Gold sy Bfv Sg ary ny Orange izay hanomboka ny sabotsy 28 sy alahady 29 septambra izao eny amin’ny kianjan’i Makis Andohatapenaka. Hisantatra izany amin’ny sabotsy amin’ny 09:00-XV Fa # Ftba ; 11:00-3Fb # 3F5 , 13:00-Usa # 3Fai  ;  15:00-Tam # Stm Savony.

Vondrona A : Ftm, Usa, 3Fai, Tam ; Vondrona B : Fta A/ba, Xv Fa, Ftba, 3Fb ; Vondrona C : Cosfa, Scb, UsIkopa, Uscar ; Vondrona D : Tfa, Jsta, Tfma, XV Avenir

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT