Resin'i Ouganda teo amin'ny

famaranana ny rugby vehivavy lalaovin'ny olona fito ny Ladies Makis.


  • Zoma 22 Martsa 2024

Tsy fantatra moa ny isa fa dia faly fotsiny ny Malagasy fa nanoratra tantara vaovao indray.

Tsy dia tena laharana eto Afrika anefa io satria tsy tao anatiny ny Afrika Atsimo tompom-baolina sy Namibia izay efa tena lasa lavidavitra kokoa amin'ity taranja ity. Na niampy iray aza anefa ny medaly azon'ny Malagasy dia mbola mijanona eo amin'ny laharana faha 12 isika ary any aorianan'ny Maorisy.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT