Rehefa tsy omen'ny FMF lanja

Aleon'i Corentin Martins mitilitily ho any Gabon


  • Alatsinainy 16 Febroary 2026

Isan’ireo nirotsaka fidiana ho mpanazatra ny

ekipam-pirenen'i Gabon ny mpanazatra ny ekipam-pirenena malagasin'ny baolina kitra na Barean'i Madagasikara farany teo, Corentin Martins, raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo. Nambarany ihany koa fa nolaviny ny tolotra voalohany avy amin'i Madagasikara. Anton'izany indrindra ny fanenan’ny Federasionina malagasy na ny karamany ho 10.000 Euros isam-bolana raha toa ka 18.000 Euros izany teo aloha, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany. Efa aleon'ny olona aloha izany mikasa ny ho any Gabon rehefa tsy omen'ny FMF lanja.
Nangonin'i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT