Rayan Raveloson sy ny Auxerre

Any amin’ny Ligue 1 ny ila-tongotra


  • Zoma 01 Martsa 2024

Hiditra amin’ny andro faha 27 ankehitriny ny tompondakan’i Frantsa,

divizionina faharoa. Mitarika lavitra dia lavitra amin’ny isa 51 ry Rayan Raveloson sy ny ekipany dia AJ Auxerre, raha ny vokatra voaray tamin’iny andro faha 26 iny. Efa any amin’ny fifaninanam-pirenena Uber eats na Ligue 1, izany hoe, divizionina voalohan’ny fifaninanam-pirenena frantsay, araka izany, ankehitriny, ny ila-tongotry ry Rayan. Ny Angers no manaraka azy ireo ao amin’ny laharana faharoa amin’ny isa 46 ary ny StadeLavallois no faha 3, manana isa 44. Hatreto, mbola tsy nisedra faharesena ny AJ Auxerre saingy mila mailo ihany na izany na tsy izany aza mba hitazomana io laharana io.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT