Rayan Raveloson

Mbola ho andrin’ny Barea mandritry ny fotoana maharitra


  • Talata 18 Martsa 2025

Mizotra hatrany ny fahombiazan’ilay klioban’ny baolina kitra soisa,

BSC Young Boys, miaraka amin’ilay avokavoka malagasy, Rayan Raveloson. Tafakatra eo amin’ny laharana faha 5 ao anatin’ny fifaninanam-pirenena ho an’ny divizionina voalohany ao an-toerana na ny Super League Suisse amin’izao fotoana izao i Rayan sy ny ekipany rehefa nandresy ny Bâle FC tamin’ny isa 2 noho 1 ny alahady teo. Manana isa 43 hatreto ny Young Boys. Raha ny lalao nasehon’i Rayan kosa no resahina dia azo ambara fa mbola ho andrin’ny ekipam-pirenena malagasy na ny Barea mandritry ny fotoana maharitra ary ny hirariana aza dia hoe mandra-paha retiretiny mihitsy ity kapitenin’ny ekipa malagasy ity ao anatin’izao faha 28 taonany izao.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT