Sport

Raux Auguste Efa nahatsiaro tena


  • Talata 07 Aprily 2020

Voatery naiditra hopitaly teny amin'ny HOMI Soavinandriana tamin'ny sabotsy 4 aprily lasa teo fa tsy nahatsiaro tena noho ny fahatairana be loatra ka nitarika AVC "fahatapahan'ny lalan-dra " teo aminy ny mpanazatra mpanampin'ny BAREA, Raux Auguste.

 

 

 

 Araka ny vaovao voaray dia efa nahatsiaro tena izy ka efa mihatsaratsara ny toe-pahasalamany ankehitriny. Marihana fa efa nandefa teny fankaherezana sy nirary fahasitrahana haingana ho azy avokoa na ny mpitantana ao amin'ny FMF, ny mpanazatra Rene Dupuis, na ireo mpilalaon'ny BAREA toa an-dry Faneva Ima, Dax sy hafa... Tsiahivina fa mpanazatra am-perinasan'ny ekipan'ny Uscafoot i Raux Auguste 65 taona rehefa nandalo tao nanazatra ny ekipan'ny Elgeco Plus sy ny As Adema ary ny Usjf Ravinala.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT