Sport

Randriamalaza Jean Christian Voaasa hampiofana tany Rabat Maroc


  • Alakamisy 06 Septambra 2018

Voaasan’i Me Abdelkader El Moutaouakil filoha mpanorina ny World Quan Khi Dao Contact izay eo ambany fiahian’ny « Federation Royale Marocaine d’Aikido, Iado et affinitaires », nankany Rabat Maroc,

 

 

 

 nitarika fanofanana an’ireo mpikatroka sy mpitantana ny taranja Quan Khi Dao Contact sy haihady hafa ihany koa, ilay teratany Malagasy tompondaka im-balo ny Boxe Chinoise, Randriamalaza Jean Christian. Notontosaina ny sabotsy 07 jolay 2018 lasa teo ity fiofanana ity ka ny mpanasa no niantoka manontolo ny fivahinianany tany Maroc. Fantatra fa taorian’io fiofanana io  dia nisy ny lanonana fanendrena  ny tenany ho solontena  ofisialin’ny “style” Quan Khi Dao Contact any Frantsa sy eto Madagasikara nataon’ny World Quan Khi Dao Contact.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT