Sport

Rallye RIM andiany faha-40 Mbola hotontosaina any Moramanga amin’ity 2019 ity


  • Zoma 25 Janoary 2019

Matotra ny filazan’ny tompon’andraikitra voalohany ao amin’ny Fanalamanga omaly fa mbola hotontosaina any Moramanga toy ny tamin’ny taon-dasa ny fanatanterahana ny fifaninanana RIM “Rallye Internationale de Madagascar”

 

 

 

 andiany faha-40 hiarahan’ny FMSAM sy ity orinasa ity misalahy amin’ity taona 2019 ity. Nambarany koa fa efa hatramin’ny taona 2017 ny ao Antsirinala no efa nanana “boulodrôme” manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ka efa in-3 izany toerana izany no efa nanatanterahana fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara hatramin’izay niasany izay.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT