Sport

Rakotondrabe na Rôrô «Tsy manan-tsafidy afa-tsy handresy isika»


  • Alakamisy 30 Mey 2024

Fandresena miisa 2 misesy, manoloana an’i Kaomoro ny 7 jona ary manoloana

an’i Mali ny 11 jona no ilaina mandritry ny andro fahatelo sy fahaefatra eo amin’ny fifanintsanana ho any amin’ny tompondaka eran-tany 2026, hoy ny mpanazatra ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra, Romuald Rakotondrabe na Rôrô. Tsy manan-tsafidy afa-tsy handresy isika, hoy izy. Ny fahazoana isa 6 fanampiny ihany no antoka hahafahana manohy ny fifaninanana, raha ny nambarany hatrany. Miandry ny tohiny isika, araka izany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT