Sport

Raharimalala Delphine Sarindra Asongadin’ny Rugby Afrique


  • Zoma 19 Jona 2020

Mpilalao rugby vehivavy Malagasy mpandrafitra ny Makis vehivavy sady mandrafitra ny Makis à 7 vehivavy ankehitriny ihany koa dia Raharimalala

 

 

Delphine Sarindra no homen’ny tranon-kalan’ny RUGBY AFRIQUE voninahitra hiseho voalohany eo amin’ny pejy famantarany na ny « page de couverture » ao aminy izay miseho ankehitriny. Marihana fa i Delphine Sarindra dia mpilalao avy ao amin’ny klioban’ny FTM Manjakaray.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT