Sport

Rabibisoa Ansèlme Tokony hifantoka amin’ny taninketsa isika


  • Talata 08 Janoary 2019

Marina fa maro nahatratra 213 ireo atleta Malagasy mendriky ny taona 2018 no notoloran’ny filoha mpisolo toerana, Rivo Rakotovao,

 

 

  fiarahabana sy fankasitrahana manokana teny Iavoloha tamin’ny 20 desambra 2018 teo ary tokony hokajiana ny hitohizan’ny fahombiazan’izy ireo amin’izany,  hoy Atoa Rabibisoa Ansèlme DGS « Directeur Generale des Sports » ao amin’ny minisiteran’ny tanora sy fanatanjahantena Malagasy. Amiko, hoy izy, dia tsy misy afa-tsy ny fikarakarana an’ireo taninketsa ho avy no hahatomombana an’izany.  Marina fa misy sasantsasany tena sangany tokoa tamin’ireo notolorana maripankasitrahana  ireo nefa dia sahiko ny milaza etoana fa mbola lavitra ho antsika Malagasy amin’ny ankapobeny ny hanatratra ny haavo teknikan’ny atleta Afrikanina. Izay no asahiako milaza fa tokony ho ny rafitra fanomanana taninketsan’Atleta mpandimby  Malagasy no hapetraka tsara vao himasoana tsara ny fiatrehana an’ireo lalao iraisam-pirenena malaza toy ny « Jeux des iles », Cjsoi, lalao afrikanina …

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT