Sport

PSG France Nandray fepetra amin'ireo mpilalao tanora


  • Zoma 03 Aprily 2020

Nandray fepetra matotra amin'ireo mpilalao tanora ao aminy noho ny fiantraikan'ilay coronavirus any aminy ny ekipa mpanao baolina malaza PSG any Frantsa.

 

 

 Voalohany aloha dia nahenany 20 isa ireo mpilalao sokajy U 19 milalao ao aminy hiatrika ny "championnat sy ny "Youth Ligue" ary ny Gambardelle". Tsy asiana mpilalao fiandry sy National 2 intsony aloha ao amin'ity klioba ity.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT