Sport

Orange Pro league Nampianarin’ny Jet kintana ny Elgeco plus


  • Alatsinainy 01 Febroary 2021

Tamin’ny isa mazava 2 noho 0 omaly no nandresen’ny Jet Kintana ny Elgeco plus

 

 
tao an-jaridainany etsy By pass ao anatin’ny fifaninanam-pirenena, Orange pro league 2020 – 2021, andro faha 4, ny sabotsy teo. Azo lazaina ho nampianarin’ireo tariky ny coach Fenosoa Ratolojanahary, izay vao 34 taona monja iny omaly iny ny voalomboasary satria dia na ekipa azo lazaina ho vaovao ihany aza ny Jet kintana dia tsikaritra ho tena nanatombo teo amin’ny fandrindrana lalao. Ny sabotsy izao ihany moa dia efa hiverina eo amin’ity kianja ity hanao ny lalao miverina ny roa tonta. Andro fahavalo io ka asa na hanao ahoana ny valin’adin’ny Elgeco.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT