Sport

Orange Pro-League Malagasy Niverina nitarika ny Cosfa Analamanga


  • Alatsinainy 10 Febroary 2020

Niveriina nitarika eo amin’ny laharana voalohany vonjimaika indray ny ekipan’ny Cosfa Analamanga taorian’ny andro faha-11 notontosaina tamin’ny sabotsy 08 sy omaly alahady 09 febroary 2020.

 

 

 

 Resin’ny ekipan’ny miaramila 1-0 omaly alahady teny amin’ny Complexe Vontovorona ny ekipan’ny Ajesaia Bongolava izay nitarika taorian’ny andro faha-10

Vokatra rehetra azo tamin’io andro faha-11 io :

Cnaps Sport 5 – 1 Tia Kitra  ;  As Jet Mada 0 – 0 Elgeco Plus  ;  Zanakala Fc 0 – 1 3Fb Toliara ; Cub M 2 – 3 Fca Ilakaka ; As Adema 0 – 1 Fosa Juniors Fc ; Ajesaia  0 – 1.

 

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT