Sport

Orange Pro-League Malagasy Miditra amin’ny andro faha-12 amin’ny sabotsy sy alahady izao


  • Alakamisy 13 Febroary 2020

Hotontosaina amin’ity faran’ny herinandro ho avy ity indray (sabotsy 15 sy alahady 16 febroary 2020) ny andro faha-12 amin’ny fifaninanana baolina kitra Orange Pro-League.

 

 

 Handray fihaonana fihaonana 2 be izao ny kianja Elgeco Plus By Pass amin’ny alahady 16 febroary. Hivahiny any amin’ny kianja Barikadimy Toamasina kosa ny Cosfa Miaramila mitarika an’isa vonjimaika ankehitriny.

Fandaharan-dalao rehetra amin’io andro faha-12 io :

 Sabotsy 15 febroary 2020

14:30-As Jet Mada # Zanakala Fc (Complexe Vontovorona)

14 :30-Tia Kitra Fc # Cosfa  (Kianja Barikadimy Toamasina)

Alahady 16 febroary 2020

12:00-As Adema # 3Fb Toliara (Elgeco Plus Stadium By Pass)

14:30-Elgeco Plus # Club M (Elgeco Plus Stadium By Pass)

14:30-Fosa Juniors # Ajesaia (Kianja Rabemananjara Mahajanga)

14:30-Fca Ilakaka # Cnaps Sport (Kianja Maoderina Ampasambazaha)

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT