Sport

Orange Pro-League andro faha-13 Nomontsanin’ny Jet Mada 9-1 tao an-jaridainany ny Club M


  • Alatsinainy 24 Febroary 2020

Tanteraka tamin’ny an-tsakany sy an-davany avokoa ireo lalao rehetra tafiditra amin’ny andro faha-13 eo amin’ny fifaninanana baolina kitra “Orange Pro-League Malagasy”

 

 

 notontosaina tamin’ny zoma 21 sy sabotsy 22 ary omaly alahady 23 febroary 2020 nanerana an’ireo kianja maro eto amin’ny Nosy ka nisongadina indrindra tamin’izany ny nandavoan’ny As Jet Mada Itasy teo an-jaridainany tao amin’ny kianja Barikadimy Toamasina ny ekipan’ny Club M Atsinanana.

 

PRO-LEAGUE IREO VOKATRY NY ANDRO FAHA13 REHETRA

 

Toy izao indray izany ny filaharana vonjimaika misy an’ireo ekipa mandray anjara amin’ity fifaninanana ity taorianan’io andro faha-13 io 

 

Ntsoavina Evariste

Ny As Jet Mada Itasy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT