Sport

Open Ny Sahy n°23 Miditra amin’ny andro faha-3 sahady amin’ny alahady


  • Alakamisy 18 Jona 2015

Miditra amin’ny andro faha-3 sahady ny fifaninanana miady amin’ny zava-mahadomelina karakarain’ny Ong Ny Sahy eny amin’ny kianjan’ny 80 lahy eny Mandrosoa Ilafy

 

. Lalao dimy toy ny mahazatra hatrany no hatrehana amin’ny alahady 21 jona izao ka manomboka amin’ny 7:30 ny fihaonan’ny Fc Jam sy ny Jsa  ;  9:30-Fc Cousin # Cousin Sports  ;  11:00-Reste Racing # Tamia   ;  1:00-Asa  #  Fc Amis   ;   3:00-Jcl # Fc Kiki.

Voka-dalao tamin’ny alahady 14 jona 2015 :

Msfc (0) – (0) Ss20  ;   Ass (2) – (1) Fc Totoafo  ; Tam (1) – (3)  Ajax  ;  As B52 (0) – (5)  Fcm  ;   Rfca  (3) – (1) Fc Tank. 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

  • Raikitra ny « FIBA 3x3
  • Alakamisy 12 Martsa 2026

Champions Cup 2026 » Australie sy Etazonia no hidona

  • FIKAMBANANA PORTE BONHEUR
  • Talata 10 Martsa 2026

Hitily maimaimpoana ny

  • Disadisa eo amin'ny
  • Zoma 06 Martsa 2026

taranja ady totohondry

  • Barean'i Madagasikara
  • Alarobia 04 Martsa 2026

Hiatrika lalao ara-piralahiana miisa 2, raha kely

Hijery ny tohiny
FTT