Sport

Open Grand Prix de Karate tany Turquie Medaly volamena 1 sy volafotsy 1 ary alimo 1 no azon’ny Malagasy


  • Alatsinainy 30 Septambra 2019

Tapitra omaly alahady 29 septambra ilay fifaninanana Open Grand Prix d e Karate notontosaina tany Turquie.

 

 

 

 Atleta niisa 1008 avy amin’ny firenena 39 no nandray anjara tamin’ny fifaninanana. Teo amin’ny “Masters” izay nandraisan’ireo maître samihafa anjara dia nandromba ny medaly volamena tamin’ny alalan’i Me Ratefiananahary Emile “Emile Vazaha” sy medaly alimo tamin’ny alalan’i Me Miora Razafindrakoto izay samy Coach an’ireo katitakely tany an-toerana ihany koa.  Teo amin’ireo tanora 7 mianadahy niatrika ny fifaninanana Open kosa  dia i Noah Netharnaël sokajy U 10 no nandrombaka ny medaly volafotsy. Ireo teo amin’ny sokajy hafa kosa dia nisy ny nahazo ny laharana faha-5 sy laharana faha-7 tamin’izy ireo.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT