Olan’ny ady totohondry

«Mbola tsy misy federasionina iraisampirenena »


  • Alatsinainy 15 Jolay 2024

Nilaza ny filohan’ny komity olaimpika malagasy, Siteny Randrianasoloniaiko,

ny sabotsy teo, fa mbola tsy misy ny federasionina iraisampirenena hatreto ny taranja ady totohondry. Tsiahivina fa miato moa hatreto ny fahafahan’izany federasionina iraisampirenena na AIBA izany miasa. Lojika, raha miandry koa aloha izany ny eto Madagasikara, hoy hatrany ity filohan’ny komity olaimpika ity. Rehefa tapa-doha, hoy izy, ny fitarihana izany taranja izany dia tsy afaka hamindra ka miandry ny filaminany vao afaka mihetsika ny rehetra. Izay no fanazavana nentin’ity filoha ity manoloana ny tsy fahafaha-mihetsiky ny taranja ady totohondry izay mampitaraina ireo mpisehatra eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Andrasana ny tohiny.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT