Sport

Njiva Rakotoharimalala Niverina amin’ny heriny tsara


  • Alatsinainy 07 Aogositra 2023

Nankalaza ny faha 31 taonany ny faran’ny herinandro teo ilay lohalaharan’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na Barean’i Madagasikara, Njiva Rakotoharimalala.

Azo lazaina ho niverina amin’ny heriny tsara ankehitriny ny lehilahy raha ny hita tamin’ny lalao nataony farany izay nihaonan’ny ekipany ao Thailand dia ilay divizionina voalohany, Ratchaburi FC, tamin’ny Dragon Patwumani ka nandresen-dry Njiva sy ny ekipany tamin’ny isa 3 noho 0. Njiva no namono ny baolina faha 3 nandritr’ity lalao ara-pirahalahiana ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT