Sport

Nicolas Dupuis “Hifanasaka ny Staff Malagasy sy Frantsay an’ny Barea”


  • Zoma 23 Oktobra 2020

Ankoatry ny fampahafantarana ireo 25 mirahalahy voaantso hiomana amin’ny fiatrehana an’i Cote d’Ivoire manomboka ny 14 novambra izao dia nampahafantatra ireo mpiara-miasa aminy eo amin’ny fanomanana ireo

mpilalaon’ny ekipam-pirenena Malagasy tetsy amin’ny foiben’ny FMF etsy Isoraka koa omaly ny mpanazatra ny Barea, Nicolas Dupuis. Hifanasaka, hoy ity tekinisianina frantsay ity, ny isan’ny Staff tekinika malagasy sy frantsay. Miisa 2 ireo mikarakara ny lafiny “kiné”. 2 ihany koa ireo mpitsabo. Ny tekinisianina frantsay, Omar Said, no eo amin’ny lafiny fitantanana. Misy solontenan’ny minisiteran’ny fanatanjahantena 1. Miisa 2 ireo mpanomana na “préparateur” ary efa hanomboka hanao ny asany amin’ity anio ity, hoy hatrany ny fanazavana omaly.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT