Nampiova zavatra be dia be ny ezakay tamin’ny CAN 2019, hoy ny

lohalaharan’ny ekipam-pirenena


  • Alatsinainy 14 Jolay 2025

malagasin’ny baolina kitra teo aloha, Voavy Paulin. Ankehitriny, hoy izy,

dia mba miantrano amina toerana mendrika ireo mpilalao rehefa tonga milalao eto Madagasikara. Raha ny mpilalaon’ny Barea amin’izao no niaina ny niainanay taloha dia tena mino aho fa tsy hiverina anaty ekipam-pirenena intsony izy. Amin’izao, hoy hatrany ny tenany, fara-faha ratsiny mba amina hotely lehibe toa an’i Ibis sy Novotel no andraisana ireo mpilalao. Nisy nahatsara azy ny fiaretanay, hoy koa i Faneva Ima na Faneva Andriatsima, kapitenin’ny ekipam-pirenena tao anatin’izany CAN 2019 izany. Nampirisika anay hiady izany, hoy izy. Nanamafy ny saina hiady ny tsy fanjariana maro nisy. Ankehitriny, hoy hatrany izy, tsy manana izay herin-tsaina nanananay izay intsony angamba ireo mpilalao satria mety efa mahazo ny ilainy rehetra.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT