Sport

Mpilomano zazavavy Nahita ny tsy fahita tany Sina


  • Zoma 07 Septambra 2018

Noraisina tamin’ny fomba mendrika tao Antsirabe ireo atleta efatra mirahavavy, solontenan’i Vakinankaratra niatrika fiofanana nandritra ny dimy volana tany Sina.

 

 

 Avy ao amin’ny klioba Cosra Antsirabe izy ireo ka noraisin’ireo namany sy ny ray aman-dreniny avy tamin’ny fomba manetriketrika. Tamin’ny 24 aprily ny delegasiona Malagasy nisy atleta 99 no lasa niofana ka ny 22 aogositra izy ireo no niverina. Tafiditra amin’ny fanomanana ny Lalaon’ny Nosy ny fiofanana. Nahita zava-baovao tena tsy mbola fahita izahay, hoy i Tendry, nisolotena azy ireo tamin’ny tatitra. Raisina ary hampitaina amin’ireo iray klioba aminy moa ny traikefa azon’izy ireo raha ny nambaran’Atoa Jean Jacques, mpanazatra azy ireo.

Caius R.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT