Sport

Mpilalaon'ny Makis de Madagascar Nahazo fanampiana ihany koa


  • Zoma 17 Aprily 2020

Manoloana ny trangan-javatra misy eto amin’ny firenena sy manerana an'izao tontolo izao amin’izao fiparitahan’ny valananaretina COVID-19

 

 

 


izao ka nandraisana ny fepetra manokana ho an'Analamanga sy Atsinanana
ary Matsiatra Ambony, dia nahatsiaro ireo mpilalao ny Makis de
Madagascar LAHY sy VAVY (U20, XV, VII) ny eo anivon’ny mpitantana ny
Malagasy Rugby izay tarihan’Atoa Rakotomalala Joséph Marcel filohany,
ka nanolotra fanampiana entina miatrika ny fijanonana an-trano
tamin'ny alarobia 15 aprily 2020 teny amin’ny Kianja Makis Andohotapenaka.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT