Sport

Mpikatroka taranja Boxe française savate Manao antsoavo mba ho jerena akaiky


  • Alarobia 20 Aprily 2022

Naneho ny hafaliany manoloana ny vokatra azon’izy ireo omaly ireo mpikatroka ny taranja haiady Boxe française savate avy ao Atsimo andrefana.

Miisa 5 no tafakatra ekipam-pirenena izahay, hoy izy ireo. Manana tompondaka lefitra miisa 2 izahay ankehitriny. Reharehan’I Madagasikara izany satria manana atleta hiatrika ny tompondakan’I Madagasikara sy ny tompondaka eran-tany any Italia ary ny tompondakan’I Afrika any Guinée Bissau isika amin’ny volana may. Manao antsoavo amin’ny minisitry ny fanatanjahantena izahay mba hijery akaiky ity taranja ity fa isan’ny manana ny maha izy azy eto amintsika. Antsoina amin’izany koa ny tomponandraikitra rehetra eto amin’ny firenena na ny filoham-pirenena na minisitra hafa, indrindra, ny federasionina, hoy hatrany izy ireo.
J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT