Sport

Mpijery baolina Malagasy Miandrandra ny fandresen’ny Barea


  • Sabotsy 08 Septambra 2018

Miandrandra sy maniry fatratra fandresena mazava ho an’ny Barean’i Madagasikara hatrany amin’ny 3-0 manoloana an-dry zareo senegaley

 

 

 

rahampitso alahady 09 septambra etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina amin’ny fifanintsanana CAN Cameroun 2019 ny mpijery baolina Malagasy raha tarafina avy amin’ny fanarahan’izy ireo ny fanazarantenan’ity ekipany ity tetsy Mahamasina omaly zoma 7 septambra. Feno olona toy ireny mijery baolina andro alahady ireny ny Tribune telo tao Mahamasina omaly izay nihoby sy nankahery tamin’ny tehaka ny fihetsik’ireo mpilalaon’ny Barea

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT