Sport

Mpanazatra Barea A Mety tsy ho raikitra indray Fabiano Costa !


  • Alakamisy 25 Mey 2023

Efa nanaiky hitondra ny Barea A i Fabiano Costa na dia somary nananosarotra aza.

Ary rehefa naneho ny hafaliana ny mpitia baolina eny fa na dia ireo mpilalao nahafantatra azy dia mbola ahiana tsy ho raikitra ny raharaha.. Tamin'ny ora farany mantsy dia mbola nandà ny filoha lefitra voalohan’ny FMF Alfred Randriamanampisoa ary samy mbola miandry indray ny rehetra. Hatramin'ny oviana anefa satria amin'ny faha 18 jona izao ny lalao voalohany hataon'ny Batea. Mampanontany tena ny antony hanaovan'i Alfred Andriamanampisoa izao. Sa ve mbola miantehitra amin'ingahy Nicolas Dupuis izy toy ny nataony hatramizay. Asa aloha raha hitondra amin'ny fandrosoana izao fihetsika fa raha ny mpitia baolina dia efa tena leo an'ity Dupuis ity satria tsapa fa tsy ny fahaizany no naha elabe azy teo fa noho ny politika.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT