Sport

Moto Scooter Red Dog Fantatra ireo tompondakan’i Madagasikara dingana faharoa


  • Alakamisy 09 Mey 2019

Tontosa teny amin’ny “Circuits Srk Imerintsiatosika” tamin’ny alahady 05 mey lasa teo ny fifaninanana “Moto Scooter”

 

 

 

nokarakarain’ny fikambanana Red Dog Scoot izay dingana faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2019 ka voahosotra ho tompondaka amin’ny sokajy misy azy avy i Harinesy, Aina, Heritanjona, Tsihoarana ary Naëticiah “Ngita” izay  “pilote” –n’ny Yacco Madagascar ary ao anatin'ny « Club Red Dog Scoot ».

Ireo vokatra rehetra azo :

Sokajy  “CATAL”  :   1 - Rabemananjara Harinesy Santa ( 246 )  ;  2 - Ratefinjanahary Tendry ( 272 ) ; 3 - Rajohson Lionnel ( 270 )

Sokajy  A :  1-  Ravoavy Aina ( 117 ) ;   2- Andriamihaja Fabrice ;  3- Rakotozafy Jordan ( 300 )

Sokajy  B : 1- RandriajakaA Heritanjona ( 487 ) ; 2- Andriantsoa Tahirilalaina ( 35 ) ; 3- Andriamihaja Fabien ( 31 )

Sokajy  “ESPOIR” :  1- Rajoelimanana Tsihoarana (643) ; 2- Rabenaivo Anthony ( 521 ) ; Fanamarihana : olona roafotsiny no “espoir” niatrika  fifaninanana.

Sokajy  “FEMININE”: 1- Razafiniaina Naëticiah (27) ; 2- Andrianjatovo Miharitiana Maeva ( 33 ) ; 3- Ndonomenjanahary Miorasoa (837).

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Lamba
  • Zoma 27 Novambra 2026

maloton'ny FMF

  • Tsipy
  • Alakamisy 26 Novambra 2026

kanetibe

  • Taranja
  • Alarobia 25 Novambra 2026

Tsipy Kanetibe

  • Coupe du
  • Talata 24 Novambra 2026

monde de pétanque

  • Rayan Raveloson
  • Talata 24 Novambra 2026

Nangidy ny herinandro

  • Filazàna fa
  • Zoma 20 Novambra 2026

mandeha ny fitantanana ny kitra malagasy

Hijery ny tohiny
FTT