Sport

Moto Scooter Red Dog Fantatra ireo tompondakan’i Madagasikara dingana faharoa


  • Alarobia 08 Mey 2019

Tontosa teny amin’ny “Circuits Srk Imerintsiatosika” tamin’ny alahady 05 mey lasa teo ny fifaninanana “Moto Scooter”

 

 

 

nokarakarain’ny fikambanana Red Dog Scoot izay dingana faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2019 ka voahosotra ho tompondaka amin’ny sokajy misy azy avy i Harinesy, Aina, Heritanjona, Tsihoarana ary Naëticiah “Ngita” izay  “pilote” –n’ny YACCO MADAGASCAR ary ao anatin'ny « CLUB RED DOG SCOOT ».

Ireo vokatra rehetra azo :

Sokajy  “CATAL”  :   1 - RABEMANANJARA Harinesy Santa ( 246 )  ;  2 - RATEFINJANAHARY Tendry ( 272 ) ; 3 - RAJOHSON Lionnel ( 270 )

Sokajy  A :  1-  RAVOAVY Aina ( 117 ) ;   2- ANDRIAMIHAJA Fabrice ;  3- RAKOTOZAFY Jordan ( 300 )

Sokajy  B : 1- RANDRIAJAKA Heritanjona ( 487 ) ; 2- ANDRIANTSOA Tahirilalaina ( 35 ) ; 3- ANDRIAMIHAJA Fabien ( 31 )

Sokajy  “ESPOIR” :  1- RAJOELIMANANA Tsihoarana (643) ; 2- RABENAIVO Anthony ( 521 ) ; Fanamarihana : olona roafotsiny no “espoir” niatrika  fifaninanana.

Sokajy  “FEMININE”: 1- RAZAFINIAINA Naëticiah (27) ; 2- ANDRIANJATOVO Miharitiana Maeva ( 33 ) ; 3- NDONOMENJANAHARY Miorasoa (837).

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT