Sport

Mondial Russie 2018 Tsy azo haseho an-tsary intsony ny vehivavy Sexy


  • Zoma 13 Jolay 2018

Tsy mankasitraka intsony ny hampisehoana an-tsary (Gros Plan) amin’ny televiziona an’ireo vehivavy Sexy na andriambavilanitra maneho fitafy sahisahy mampihanjaka ny tenany eny am-pijerem-baolina manomboka izao ny FIFA.

 

Toy izany koa ny fihetsika manahirana ataon’ny mpijery sasantsasany tahaka ny fihetsika maneho fitenenan-dratsy amin’ny tanana (doigts d’honneur) nataon’i Diego Maradona tamin’ny fihaonan’i Argentine sy Nigeria tany Saint-Pétersbourg ny talata 26 jona 2018 teo.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT