Sport

Mondial “Foot-ball For Friendship” Hotanterahina any Moscou amin’ny volana jona 2018


  • Zoma 06 Aprily 2018

Raikitra ny andiany faha-6 amin’ny tetikasa sosialy iraisam-pirenena ho an’ny ankizy ny baolina kitra ho an’ny fifankatiavana karakarain’ny orinasa Gazprom mpiara-miombon’antoka amin’ny FIFA sy ny Mondial baolina kitra 2018 any Rosia.

 

 Firenena 211 no voaasa handray anjara amin’ny tetikasa “Football For Friendship” 2018. Ekipa miisa 32 hitambaran’ireo ankizy avy amin’ny firenena samihafa no handray anjara amin’ny Mondial “Football For Friedship” voalohany hotontosaina any Mocou mialoha ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tanin’ny baolina kitra 2018. Ankizy lahy sy vavy samy hafa firenena 12 taona  mifangaro ary manana mpanazatra sady mpilalao 14-16 taona ihany  koa no handray anjara amin’ny fifaninanana. Hanana ankizy solontena 2 amin’izany i Madagasikara.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT