Sport

Mondial 2018- Ady laharana faha-3 Hafotaka ny fifandonan’i Belgique sy Angleterre


  • Sabotsy 14 Jolay 2018

Somary adinodinon’ny rehetra na hoe takon’ny lalao famaranana hihaonan’i France sy Croatie rahampitso alahady 15 jolay nefa dia tena lalao hiady dia hiady tokoa ny fiadiana ny laharana faha-3 na « petite finale »

amin’ny Mondial 2018 hifanandrinan’i Belgique sy Angleterre ao amin’ny kianjan’i Saint Petersboug anio sabotsy 14 jolay Raha ny marina dia hanalavela amin’i Belza ny Anglisy izay efa resiny tany amin’ny fifaninanam-bondrona G nisy azy ireo tamin’ny alakamisy 28 jona tany Kaliningrad.

 

Ireo dingana nodiavin’ny roa tonta tamin’ity Mondial 2018 ity :

-Belgique 3 - 0 Panama   ;  Belgique 5 - 2 Tunisie   ;   Angleterre 0 - 1 Belgique  (lalaom-bondrona G)

Belgique 3 - 2 Japon (1/8-ndalana) ; Brésil 1 - 2 Belgique (1/4-dalana) ; France 1 - 0 Belgique (1/2-famaranana)

-Tunisie 1 - 2 Angleterre   ;  Angleterre 6 - 1 Panama   ;  Angleterre 0 - 1 Belgique (lalaom-bondrona G)

Colombie 1 - 1 Angleterre (1/8-ndalana) ;  Suède 0 - 2 Angleterre (1/4-dalana) ;  Croatie 2 - 1 Angleterre (1/2-famaranana)

 

NtsoavinaEvariste

 


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT