Sport

Mirado Rakotoharimalala “Favoris isika amiko”


  • Talata 31 Janoary 2023

Talata 31 janoary 2023, amin’ny 10 ora alina malagasy any Baraki. Mifindra toerana 315 km mahery isika. Sénégal kosa mifindra 416 km,

hoy ny mpamakafaka ara-panatanjahantena, Mirado Rakotoharimalala. Coach Roro dia nanambara fa tsy “favoris” isika ary 50-50 ny lalao, hoy izy. Izaho kosa dia sahy ary tsy menatra ny milaza azy. “Favoris” ny malagasy amin'io lalao io. Tsy eboebo na ambom-po diso toerana akory fa ny “cotes” sy “bookmakers” ary ny lalao nasehon'ny ekipa rehetra no ahafahana milaza izany. “Favoris” isika amiko. Izay no zava-misy dia ekena. Mila haintsika ny miaina izany sata izany. Ny "paramètre fatigue" na harerahana kosa no mila jerena akaiky. Ao tsara daholo ny mpilalao rehetra. Ny ekipa dia tsy 11 ihany, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT