Sport

Ministeran’ny Tanora sy Fanatanjahantena Nizara arotava niisa 20.000


  • Alatsinainy 27 Aprily 2020

Ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena dia nahatanteraka ny fanentanana sy ny fizarana ny arotava ho fiarovana amin'ny aretina Covid-19 tamin’ny zoma 24 aprily lasa teo.

 

 

 

Miisa 20.000 ny arotava nozaraina tao amin'ny fokontany Ambodivonkely, Ambohimiadana Nord Sud, Andraharo, Ankazomanga, Anosivavaka, Antanjombe atsimo, Betafo, izay samy ao amin'ny boriborintany faha VI eto Antananarivo Renivohitra. Koa mamerina hatrany ny fanentanana ho an'ny rehetra ny amin'ny fanaovana ny arotava mba ho fiarovana ny tenanao sy ny hafa amin'ny Corona Virus. Ampahatsiaviny fa araka ny nambaran'ny Filohan'ny Repoblika dia ho hentitra ny sazy ho an'ireo tsy manaraka izany manomboka anio alatsinainy 27 aprily 2020.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT