Sport

Minisiteran’ny tanora sy fanatanjahantena Mpiasa 80 no homena fiofanana fitantanan-draharaha


  • Alarobia 13 Novambra 2019

Nanomboka tamin’ny alatsinainy 11 novambra 2019 teo tetsy amin’ny ANS Ampefiloha ka haharitra roa herinandro ny fampiofanana homena an’ireo mpiasa

 

 

miisa 80 ao amin’ny minisiteran’ny tanora sy ny fanantanjahatena Malagasy mba ho fampandrosoana sy ho fanatsarana ny fomba fiasa ao amin’ity minisitera ity. Nozaraina andiany roa samihafa ireto mpiofana ireto ka ny momba ny « Techniques de secrétariat, pratique protocolaires et rédactions administrative » indrindra indrindra no hampitaina amin’izy ireo amin’izany.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT