Sport

Me Rajaonarison Christian - Karate “Fanampiana ara tolo-tsaina no nomena an'ireo mpikatroka”


  • Alatsinainy 06 Aprily 2020

Tsy manana ny hoenti-manana hanampiana an'ireo mpikatroka karate eo ambany fiadidianay izahay, hoy i Me Christian Rajanarison tale teknikan'ny "style karate WADO-RYU sy karate Fihezama,

 

 

 

 amin'izao fiatrehana ny fihiboana noho ny coronavirus izao fa fanampiana ara tolo-tsaina no atolotra azy ireo dia ny hijanonan'izy ireo lalandava ao an-trano ary ny hanaovan'izy ireo fanazaran-tena hanamafisana ny "condition physique" ao an-tranony tsirairay avy mialohan'ny hiverenan'ny fifaninanana indray. Ny fanazaran-tena any anaty "salle" iombonana kosa anefa, hoy izy, dia tsy azo atao mihitsy.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT