Matis Rakotomahanina

Nampindramina ny CS Grewemaacher


  • Alatsinainy 05 Febroary 2024

Nampindramin'ny kliobany, Racing Lëtzebuerg, ny CS Grewemaacher,

divizionina faharoa ao Luxembourg, ilay vodilaharana heritrerony malagasy vao 20 taona, Matis Rakotomahanina. Isan’ireo nandrafitra ny ekipam-pirenena malagasy zandriny U23 moa i Matis. Azo lazaina ho mbola ao anatin’ny heriny tanteraka ny tovolahy. Azo heverina ho mbola mandingana zana-tohatra eo amin’ny tontolon’ny baolina kitra nefa inoana fa tena manana hoavy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT