Marco Ilaimaharitra

Efa niverina nanao fanazarantena


  • Alatsinainy 24 Martsa 2025

Maro tamin’ireo mpanohana ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na

Barean’i Madagasikara no nanahy fa tsy afaka hijoro ny avokavoka malagasy, Marco Ilaimaharitra, amin’ity lalao hihaonana amin’ny ekipam-pirenena ganeanina na ny Black star an’i Ghana anio alina amin’ny 10 ora ity noho ny ratra nahazo azy tao anaty fizaram-potoana voalohany raha nihaona tamin’ny Fauven’i Centrafrique ny 19 martsa teo amin’ny andro faha 5 amin’ny fifanintsanana ho any amin’ny dingana famaranan’ny amboara erantany na «Mondial 2026». Efa niverina nanao fanazarantena ny lehilahy, raha ny hita ny sabotsy teo. Tsy tsikaritra teny aminy ny fisiana ratra nahazo azy tamin’ny 5 andro lasa. Miankina amin’ny mpanazatra ihany nefa moa ny safidy ny amin’ny hampijoroana azy na tsia amin’ity alina ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT