Sport

Malagasy Rubgy Efa miomana amin’ny hiverenana an-kianja


  • Talata 12 Mey 2020

Taorian’ny dinika nataon’izy ireo manokana dia niaraka nanatontosa fivoriana niaraka tamin'ireo teknisianina toa ireo mpanazatra nasionaly sy ireo mpanomana ara-batana ao aminy,

 

 

 

 

 teny amin’ny foibe toerany eny Ankorondrano, ny mpikambana ao amin’ny komity mpitantanana ny Malagasy Rugby nahitana ny filohany sy ny filoha lefitra ary ny tale teknika nasionaly tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo Ny tanjon’ity fivoriana ity dia ny famolavolana ireo tetikasa ho famerenana ny rugby eto Madagasikara amin’ny laonina aorian’ny ady atao amin’ny tsimokaretina covid-19 ka hiverenan’ny rehetra an-kianja indray.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT