Sport

Maharitra Ali Petera Filohan’ny fileovana rugby Hiza 17


  • Alakamisy 25 Oktobra 2018

Nambaran’Atoa Maharitra Ali Petera filohan’ny fileovana rugby Hiza 17 hatramin’ny taona 2017, tamin’ny firesadresahana taminy teny amin’ny kianja Malacam Antanimena raha nanotrona ity ekipa

 

tantanany ity izy tamin’ny fotoam-panokafana ny taom-pilalaovana vaovaon’ny seksion’ny rugby Vakiniadiana tarihan’ny filohany Rakotonirina José ny alahady fiandohan’ity volana oktobra ity izy fa fanamby ho azy ny hanandratra ny anaran’ny Hiza 17 mba ho voninahitry ny tanànan’Anosibe Angarangarana misy azy. Nohararotiny koa ny nilaza tamin’io resadresaka io fa tokony hitadiavana vahaolana amin’izay ny disadisa misy eo amin’ny fitantanana an’ity tontolon’ny lavalava ity fa manimba teotsain’ny tanora mpilalao amin’ny ankapobeny. Tokony hibanjina an’izay ireo mpifanandrina mirahalahy, hoy izy, ka samy hampandefitra ny hambom-pony sy ny tombontsoany avy.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT