Lomano

Nodimandry ny Kolonely Jaovanona


  • Alakamisy 25 Aprily 2024

Banga iray indray ny lomano malagasy. Norimandry omaly ny Kolonely Jaovanona

izay fantatry ny maro amin'ny fahatsoram-pony sy ny fahazotoany miasa. Isan'ny sehatra nandaniany ron-doha ny lomano tao amin'ny COSFA izay namoaka sangany toa an'i Jonathan Raharvel izay laharana voalohany eo amin'ny lehilahy. Teo amin'ny sehatry ny atletisma koa ny Kolonely Jaovanona ary isan'ireo niara-niasa tamin'ny filohan'ny federasiona atletisma teo aloha Christian Razafimahefa. Na tany amin'ny COSFA na tao amin'ny FMA dia tsy nitarain-tanana miempaka ity Kolonely ity. Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany.
Clément RABARY 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT