Sport

Lionnel Messi Nanolotra 500 000 euros ho an’ny fondation Garrahan


  • Alarobia 13 Mey 2020

Manoloana ny fihanaky ny coronavirus maneran-tany ary taorianan’ny nanolorany 1 tapitrisa euros ho an’ny hopitaly

 

 

 

 

“Hopital Clinique de Barelone" sy hopitaly iray hafa tany Argentine dia nanolotra lelavola mitentina 500 000 euros ho an’ny Fondation Garrahan indray ilay kintan’ny kitra argentin in-6 voahosotra ho “Ballon d’Or” tao amin’ny ekipan’i Barcelone hilalaovany, Lionnel Messi.Hiadiana amin’ny tsimokaretina Covid-19 any amin’ny tany nahaterahany no anton'izao fanomeazana izao.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT