Sport

Lionel Messi Mbola mijanona ho mistery ny fifindrany


  • Alatsinainy 31 Aogositra 2020

Mbola mitoetra ho mistera tanteraka ankehitriny ny amin’ny resaka fialan’ilay kalaza Lionel Messi ao amin’ny ekipan’ny Fc Barcelone taorian’ny faheresena

 

 goavana 8-2 an’ity ekipa misy azy ity nanoloana ny Bayern Munich teo amin’ny 1/4-dalan’ny Champios League farany teo. Samy azo eritreretina ary voaresaky ny maro fa mety hifindrany avokoa ny ao amin’ny Manchester City, ao amin’ny PSG ary koa ao amin’ny Inter Milan. Mety hanaitra ny maro kokoa anefa ny hahita an’i Messi hiara-dalana amin’i CR7 ao amin’ity ekipa farany ity. Fantatra koa anefa fa efa nividy trano any Miami – Floride (USA) i Messi amin’izao faha-33 taonany izao.

 

Ntsoavina Evariste

  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT