Sport

Ligue des Champions Malagasy Vondrona B Resin’ny Fc Ambatosoa ny As Fortior Atsinanana


  • Alarobia 11 Martsa 2020

Lavon’ny Fc Ambatosoa Analanjirofo tao an-kianjany tao amin’ny Stadium Manarapenitra Barikadimy Toamasina omaly talata 10 martsa 2020 teo

 

 

amin’ny andro voalohany amin’ny fifaninanana « Ligue des champions Malagasy » vondrona B tsy tontosa tamin’ny 28 febroary 2020 lasa teo, ny As Fortior Toamasina. 

Ny ekipan’ny Five Fc Analamanga sy ny Fc Ambatosoa Analanjirofo ary ny As Fortior Atsinanana izany no ekipa 3 tafakatra amin’ny dingana faharoa amin’ity fifaninanana ity ho an’ny vondrona B nilalao tany Toamasina.

Ntsoavina Evariste



 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT