Sport

Ligue des Champions de l’Uefa Ho mafimafy ireo lalao miverina


  • Talata 03 Martsa 2020

Vita tamin'iny faran'ny herinandron’ny volana febroary lasa teo iny ireo lalao mandroso amin’ny dingan'ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana izay ho tompodakan’i Eoropa eo amin'ny taranja baolina kitra na ny “Ligue des Champions de l’Uefa”.

 

 

Azo inoana fa mbola ho baolina be no hiandry ny Olympique Lyonnais amin'ny lalao miverina hifanandrinany amin'ny Juventus, toy izany koa ny fihaonana eo amin'i Dortumund izay  hivahiny any Paris . i Liverpool tompondaka farany koa dia tsy hanaiky mora foana manoloana ny Atletico ny Madrid fa dia tsy maintsy hanao izay faraheriny handinganany an’ity  dingana ity hirosoany amin’ny dingana manaraka.

 

Vokatry ny lalao mandroso ampahavalon-dalan’ny ligue des Champions  de l’Uefa :

 

-Lyon 1 – 1 Juventus

-Real de Madrid 1 -  2 Manchester City

-Naples 1 – 1 Barcelone

-Atlanta 1 – 1 Valence

- Tottenham 0 - 1 RP Leipzig

-Atletico Madrid 1 – 0  Liverpool

-Dortumund 1 - 0 PSG

 

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT