Sport

Ligin’ny Basikety Analanjirofo Raikitra ny Basikety 3 x 3 « Anda Hidôla »


  • Zoma 08 Martsa 2019

Ho fampiharana ny nifanarahana tamin’ny AG « Fivoriamben’ny Federasion’ny taranja Basket Malagasy »

  tamin’ny volana desambra 2018 lasa  teo izay nilaza fa tsy maintsy manova paikady mikarakara sy mampitombo ny fifaninanana ao aminy avy ireo ligim-paritry ny basikety manerana ny nosy dia manolotra  ny fifaninanana basikety nampitondrainy ny anarana hoe : "ANDA HIDÔLA 3x3" ny ligin’ny basiketin’Analanjirofo eo ambany fanohanan’ny FMBB « Federasiona Malagasy ny Basikety Baolina » ny sabotsy 23 sy alahady 24 martsa ho avy izao ao amin’ny kianjan’ny fahaleovantena eny amoron-dranomasin'i Fenoarivo Atsinanana. Ekipa 12 sokajy U 18 sy ekipa 12 sokajy Sénior no handrasana amin’ity fifaninanana andiany voalohany ity.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT