Sport

Ligin’ny baolina kitra Matsiatra Ambony Tompondaka 2019 sokajy D-1 ny Zanakala Fc


  • Alarobia 27 Febroary 2019

Tompondakan’ny baolina kitra sokajy D-1 any amin’ny ligin’i Matsiatra Ambony 2019 ny Zanakala Fc izay nandresy an-dry zareo Fc Lam tamin’ny isa 5-0 teo amin’ny lalao famaranana notontosaina tamin’ny alahady 24 febroary 2019 tao

amin’ny kianja maoderina Ampasambazaha Fianarantsoa, feno hipoka mpijery toy ny mahazatra. Nitana ny laharana faha-3 ny Fomela Club nandresy an’ny Relais Sport tamin’ny Tirs au but 4-2 teo amin’ny lalao fiadian-toerana. 1-1 no isa azon’ny roa tonta teo amin’ny 90 mn ara-dalàna.

Ny lalao savaranonandon’ny Telma Coupe de Madagascar 2019 indray no horaisin’ny kianjan’Ampasambazaha amin’ny sabotsy 2 sy alahady 3 febroary izao : 12:30-Tsaraofana U20 (H/M) # Fc Onive (VAKNA)  ;  14:30-As Vona (H/M) # Fc Blackstar (V7V).

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT