Sport

Ligin’ny baolina kitra Atsimo Andrefana Resin’ny Import Sport 3-2M ny 3Fb Toliara


  • Talata 15 Janoary 2019

Tontosa ny alahady 13 janoary tao amin’ny kianjan’Andaboly Toliara ny andro faha-3 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ny baolina kitran’Atsimo Andrefana 2018/2019 sokajy D–1.

  Nisongadina indrindra  tamin’izany ny nandavoan’ny ekipan’ny Import Sport tamin’ny moka fohy 3-2 ny 3Fb Toliara izay efa niatrika ny Poule des As nasionaly tamin’ny farany teo ary koa ny nanamontsanan’ny As Costem 4-1 ny Fc Mitsinjo.    

Ireo vokatra rehetra azo :

As Besakoa 2–1     Fc Sakaraha

As Costem 4–1 Fc Mitsinjo

3Fb 2–3 Impot Sport

Betioky 0–1 As Comato

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT